Ahijah's Prophecy Against Jeroboam

1. At that time Abijah the son of Jeroboam fell sick.
1. Dans ce temps-là, Abija, fils de Jéroboam, devint malade.
1. Ary tamin' izany fotoana izany dia narary Abia, zanak' i Jeroboama.
2. And Jeroboam said to his wife, Arise, I pray thee, and disguise thyself, that thou be not known to be the wife of Jeroboam; and get thee to Shiloh: behold, there is Ahijah the prophet, which told me that I should be king over this people.
2. "Et Jéroboam dit à sa femme: Lève-toi, je te prie, et déguise-toi pour qu`on ne sache pas que tu es la femme de Jéroboam, et va à Silo. Voici, là est Achija, le prophète; c`est lui qui m`a dit que je serais roi de ce peuple."
2. "Ary hoy Jeroboama tamin' ny vadiny: Masìna ianao, mitsangàna, ka miovà endrika, mba tsy ho fantatr' olona ho vadin' i Jeroboama ianao; dia mankanesa any Silo; fa, indro, ao Ahia mpaminany, ilay nilaza tamiko fa ho mpanjakan' ity firenena ity aho."
3. And take with thee ten loaves, and cracknels, and a cruse of honey, and go to him: he shall tell thee what shall become of the child.
3. "Prends avec toi dix pains, des gâteaux et un vase de miel, et entre chez lui; il te dira ce qui arrivera à l`enfant."
3. "Koa mitondrà miaraka aminao mofo folo sy karatò ary tantely iray tavoara, ka mankanesa any aminy; fa izy hanambara aminao izay ho tonga amin' ny zaza."
4. And Jeroboam's wife did so, and arose, and went to Shiloh, and came to the house of Ahijah. But Ahijah could not see; for his eyes were set by reason of his age.
4. "La femme de Jéroboam fit ainsi; elle se leva, alla à Silo, et entra dans la maison d`Achija. Achija ne pouvait plus voir, car il avait les yeux fixes par suite de la vieillesse."
4. Dia nanao araka izany ny vadin' i Jeroboama ka niainga nankany Silo izy, dia nankao an-tranon' i Ahia. Ary Ahia tsy nahita, fa efa pahina ny masony noho ny fahanterany.
5. And the LORD said unto Ahijah, Behold, the wife of Jeroboam cometh to ask a thing of thee for her son; for he is sick: thus and thus shalt thou say unto her: for it shall be, when she cometh in, that she shall feign herself to be another woman.
5. L`Éternel avait dit à Achija: La femme de Jéroboam va venir te consulter au sujet de son fils, parce qu`il est malade. Tu lui parleras de telle et de telle manière. Quand elle arrivera, elle se donnera pour une autre.
5. "Ary Jehovah efa nilaza tamin' i Ahia hoe: Indro, avy ny vadin' i Jeroboama hanontany anao ny amin' ny zanany, fa marary izy; ary izao ka izao no holazainao aminy; nefa raha miditra izy, dia hody vehivavy hafa."
6. And it was so, when Ahijah heard the sound of her feet, as she came in at the door, that he said, Come in, thou wife of Jeroboam; why feignest thou thyself to be another? for I am sent to thee with heavy tidings.
6. "Lorsque Achija entendit le bruit de ses pas, au moment où elle franchissait la porte, il dit: Entre, femme de Jéroboam; pourquoi veux-tu te donner pour une autre? Je suis chargé de t`annoncer des choses dures."
6. "Ary nony ren' i Ahia ny fingodongodon' ny tongony, raha vao niditra teo am-baravarana izy, dia hoy izy: Mandrosoa, ry vadin' i Jeroboama; nahoana ianao no mody olon-kafa? Fa izaho dia nirahina hitondra teny mafy aminao."
7. Go, tell Jeroboam, Thus saith the LORD God of Israel, Forasmuch as I exalted thee from among the people, and made thee prince over my people Israel,
7. Va, dis à Jéroboam: Ainsi parle l`Éternel, le Dieu d`Israël: Je t`ai élevé du milieu du peuple, je t`ai établi chef de mon peuple d`Israël,
7. "Koa mandehana, ka lazao amin' i Jeroboama hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Satria nanandratra anao avy tamin' ny olona aho ka nanendry anao ho mpanapaka ny Isiraely oloko;"
8. And rent the kingdom away from the house of David, and gave it thee: and yet thou hast not been as my servant David, who kept my commandments, and who followed me with all his heart, to do that only which was right in mine eyes;
8. j`ai arraché le royaume de la maison de David et je te l`ai donné. Et tu n`as pas été comme mon serviteur David, qui a observé mes commandements et qui a marché après moi de tout son coeur, ne faisant que ce qui est droit à mes yeux.
8. "Ary nendahako ny fanjakana ho afaka tamin' ny taranak' i Davida ka nomeko anao; nefa kosa ianao tsy mba nanao tahaka an' i Davida mpanompoko, izay nitandrina ny teniko sy nanaraka Ahy tamin' ny fony rehetra tsy hanao na inona na inona afa-tsy izay marina eo imasoko ihany;"
9. But hast done evil above all that were before thee: for thou hast gone and made thee other gods, and molten images, to provoke me to anger, and hast cast me behind thy back:
9. Tu as agi plus mal que tous ceux qui ont été avant toi, tu es allé te faire d`autres dieux, et des images de fonte pour m`irriter, et tu m`as rejeté derrière ton dos!
9. Fa nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra teo alohanao ianao, fa lasa nanao andriamani-kafa sy sarin-javatra an' idina ka nampahatezitra Ahy, fa izaho efa narianao teo ivohonao:
10. Therefore, behold, I will bring evil upon the house of Jeroboam, and will cut off from Jeroboam him that pisseth against the wall, and him that is shut up and left in Israel, and will take away the remnant of the house of Jeroboam, as a man taketh away dung, till it be all gone.
10. "Voilà pourquoi je vais faire venir le malheur sur la maison de Jéroboam; j`exterminerai quiconque appartient à Jéroboam, celui qui est esclave et celui qui est libre en Israël, et je balaierai la maison de Jéroboam comme on balaie les ordures, jusqu`à ce qu`elle ait disparu."
10. Koa noho izany dia, indro, hahatonga loza amin' ny taranak' i Jeroboama Aho ka handringana izay lehilahy rehetra amin' ny tamingan' i Jeroboama, na ny voahazona, na ny afaka amin' ny Isiraely, ary hanaisotra ny sisa amin' ny taranak' i Jeroboama aho, toy ny fanaisotry ny olona ny diky ambara-paha-tsy hisy intsony.
11. Him that dieth of Jeroboam in the city shall the dogs eat; and him that dieth in the field shall the fowls of the air eat: for the LORD hath spoken it.
11. Celui de la maison de Jéroboam qui mourra dans la ville sera mangé par les chiens, et celui qui mourra dans les champs sera mangé par les oiseaux du ciel. Car l`Éternel a parlé.
11. "Koa izay tamingan' i Jeroboama maty ao an-tanàna dia hohanin' ny alika; ary izay maty any an-tsaha dia hohanin' ny voro-manidina eny amin' ny habakabaka; fa Jehovah no efa niteny izany."
12. Arise thou therefore, get thee to thine own house: and when thy feet enter into the city, the child shall die.
12. Et toi, lève-toi, va dans ta maison. Dès que tes pieds entreront dans la ville, l`enfant mourra.
12. "Koa mitsangàna ianao, ka modia any an-tranonao; fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza."
13. And all Israel shall mourn for him, and bury him: for he only of Jeroboam shall come to the grave, because in him there is found some good thing toward the LORD God of Israel in the house of Jeroboam.
13. "Tout Israël le pleurera, et on l`enterrera; car il est le seul de la maison de Jéroboam qui sera mis dans un sépulcre, parce qu`il est le seul de la maison de Jéroboam en qui se soit trouvé quelque chose de bon devant l`Éternel, le Dieu d`Israël."
13. Ary ny Isiraely rehetra hisaona azy sy handevina azy, fa amin' ny tamingan' i Jeroboama dia izy irery ihany no ho tonga ao am-pasana, satria izy ihany no nahitana zavatra tsara ny amin' i Jehovah Andriamanitry ny Isiraely tamin' ny taranak' i Jeroboama.
14. Moreover the LORD shall raise him up a king over Israel, who shall cut off the house of Jeroboam that day: but what? even now.
14. L`Éternel établira sur Israël un roi qui exterminera la maison de Jéroboam ce jour-là. Et n`est-ce pas déjà ce qui arrive?
14. "Ary Jehovah hanangana mpanjaka ho Azy amin' ny Isiraely izay handringana ny taranak' i Jeroboama amin' izany andro izany; fa rahoviana ange? izao ankehitriny izao ihany."
15. For the LORD shall smite Israel, as a reed is shaken in the water, and he shall root up Israel out of this good land, which he gave to their fathers, and shall scatter them beyond the river, because they have made their groves, provoking the LORD to anger.
15. "L`Éternel frappera Israël, et il en sera de lui comme du roseau qui est agité dans les eaux; il arrachera Israël de ce bon pays qu`il avait donné à leurs pères, et il les dispersera de l`autre côté du fleuve, parce qu`ils se sont fait des idoles, irritant l`Éternel."
15. Fa Jehovah hamely ny Isiraely toy ny volotara hozongozonina any anaty rano sady hanongotra ny Isiraely amin' ity tany soa nomeny ny razany ity ary hanely azy ho any an-dafin' ny Ony, satria nanao ireo Aseraha izy ka nampahatezitra an' i Jehovah.
16. And he shall give Israel up because of the sins of Jeroboam, who did sin, and who made Israel to sin.
16. Il livrera Israël à cause des péchés que Jéroboam a commis et qu`il a fait commettre à Israël.
16. Ary hahafoy ny Isiraely izy noho ny fahotana izay nataon' i Jeroboama sady nampanotany ny Isiraely.
17. And Jeroboam's wife arose, and departed, and came to Tirzah: and when she came to the threshold of the door, the child died;
17. "La femme de Jéroboam se leva, et partit. Elle arriva à Thirtsa; et, comme elle atteignait le seuil de la maison, l`enfant mourut."
17. "Dia niainga ny vadin' i Jeroboama ka lasa nandeha ary tonga tany Tirza ; koa rehefa mby teo amin' ny tokonam-baravarana izy, dia maty ny zaza;"
18. And they buried him; and all Israel mourned for him, according to the word of the LORD, which he spake by the hand of his servant Ahijah the prophet.
18. On l`enterra, et tout Israël le pleura, selon la parole que l`Éternel avait dite par son serviteur Achija, le prophète.
18. Dia nalevina izy ary nisaona azy ny Isiraely rehetra, araka ny tenin' i Jehovah izay nampilazainy an' i Ahia mpaminany mpanompony.
19. And the rest of the acts of Jeroboam, how he warred, and how he reigned, behold, they are written in the book of the chronicles of the kings of Israel.
19. Le reste des actions de Jéroboam, comment il fit la guerre et comment il régna, cela est écrit dans le livre des Chroniques des rois d`Israël.
19. Ary ny tantaran' i Jeroboama sisa, dia ny niadiany sy ny nanjakany, indro, efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely izany.
20. And the days which Jeroboam reigned were two and twenty years: and he slept with his fathers, and Nadab his son reigned in his stead.
20. Jéroboam régna vingt-deux ans, puis il se coucha avec ses pères. Et Nadab, son fils, régna à sa place.
20. "Ary ny andro izay nanjakan' i Jeroboama dia roa amby roapolo taona; dia lasa nodimandry any amin' ny razany izy; ary Nadaba zanany no nanjaka nandimby azy."

Rehoboam King of Judah

21. And Rehoboam the son of Solomon reigned in Judah. Rehoboam was forty and one years old when he began to reign, and he reigned seventeen years in Jerusalem, the city which the LORD did choose out of all the tribes of Israel, to put his name there. And his mother's name was Naamah an Ammonitess.
21. Roboam, fils de Salomon, régna sur Juda. Il avait quarante et un ans lorsqu`il devint roi, et il régna dix-sept ans à Jérusalem, la ville que l`Éternel avait choisie sur toutes les tribus d`Israël pour y mettre son nom. Sa mère s`appelait Naama, l`Ammonite.
21. Ary Rehoboama, zanak' i Solomona, no nanjaka tany Joda. Efa iraika amby efapolo taona Rehoboama fony izy vao nanjaka, ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema, tanàna nofidin' i Jehovah tamin' ireo fokon' ny Isiraely rehetra hametrahana ny anarany. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita.
22. And Judah did evil in the sight of the LORD, and they provoked him to jealousy with their sins which they had committed, above all that their fathers had done.
22. "Juda fit ce qui est mal aux yeux de l`Éternel; et, par les péchés qu`ils commirent, ils excitèrent sa jalousie plus que ne l`avaient jamais fait leurs pères."
22. Ary ny Joda nanao izay ratsy teo imason' i Jehovah ka nampahasaro-piaro Azy tamin' ny fahotany izay nataony mihoatra noho izay rehetra nataon' ny razany.
23. For they also built them high places, and images, and groves, on every high hill, and under every green tree.
23. Ils se bâtirent, eux aussi, des hauts lieux avec des statues et des idoles sur toute colline élevée et sous tout arbre vert.
23. Fa izy koa nanao fitoerana avo ho azy sy sarin-javatra sy Aseraha, teny an-tampon-kavoana avo rehetra sy teny ambanin' ny hazo maitso rehetra.
24. And there were also sodomites in the land: and they did according to all the abominations of the nations which the LORD cast out before the children of Israel.
24. Il y eut même des prostitués dans le pays. Ils imitèrent toutes les abominations des nations que l`Éternel avait chassées devant les enfants d`Israël.
24. "Ary nisy sodomita koa teo amin' ny tany; ary nanao araka ny fahavetavetan' ny firenena izay noroahin' i Jehovah teo anoloan' ny Zanak' Isiraely izy."
25. And it came to pass in the fifth year of king Rehoboam, that Shishak king of Egypt came up against Jerusalem:
25. La cinquième année du règne de Roboam, Schischak, roi d`Égypte, monta contre Jérusalem.
25. "Ary izao no niseho, tamin' ny taona fahadimy nanjakan' i Rehoboama mpanjaka dia niakatra Sisaka, mpanjakan' i Egypta, hamely an' i Jerosalema;"
26. And he took away the treasures of the house of the LORD, and the treasures of the king's house; he even took away all: and he took away all the shields of gold which Solomon had made.
26. Il prit les trésors de la maison de l`Éternel et les trésors de la maison du roi, il prit tout. Il prit tous les boucliers d`or que Salomon avait faits.
26. "Dia nobaboiny ny tahirin' ny tranon' i Jehovah sy ny tahirin' ny tranon' ny mpanjaka ka lasany avokoa; ary nobaboiny ny ampinga volamena rehetra nataon' i Solomona."
27. And king Rehoboam made in their stead brasen shields, and committed them unto the hands of the chief of the guard, which kept the door of the king's house.
27. Le roi Roboam fit à leur place des boucliers d`airain, et il les remit aux soins des chefs des coureurs, qui gardaient l`entrée de la maison du roi.
27. Ary Rehoboama mpanjaka nanao ampinga varahina ho solon' ireny ka nanolotra azy teo an-tanan' ny lehiben' ny mpiambina, izay niambina ny varavaran' ny tranon' ny mpanjaka.
28. And it was so, when the king went into the house of the LORD, that the guard bare them, and brought them back into the guard chamber.
28. "Toutes les fois que le roi allait à la maison de l`Éternel, les coureurs les portaient; puis ils les rapportaient dans la chambre des coureurs."
28. Ary na oviana na oviana no nidiran' ny mpanjaka tao an-tranon' i Jehovah, dia nentin' ny mpiambina ireo ary dia naveriny tao an-trano fiambenana indray.
29. Now the rest of the acts of Rehoboam, and all that he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah?
29. Le reste des actions de Roboam, et tout ce qu`il a fait, cela n`est-il pas écrit dans le livre des Chroniques des rois de Juda?
29. Ary ny asan' i Rehoboama sisa mbamin' izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany?
30. And there was war between Rehoboam and Jeroboam all their days.
30. Il y eut toujours guerre entre Roboam et Jéroboam.
30. Ary nisy ady tamin' i Rehoboama sy Jeroboama tamin' ny androny rehetra.
31. And Rehoboam slept with his fathers, and was buried with his fathers in the city of David. And his mother's name was Naamah an Ammonitess. And Abijam his son reigned in his stead.
31. Roboam se coucha avec ses pères, et il fut enterré avec ses pères dans la ville de David. Sa mère s`appelait Naama, l`Ammonite. Et Abijam, son fils, régna à sa place.
31. Ary Rehoboama lasa nodimandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny razany tao an-Tanànan' i Davida. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy.
<
>